didim-panjakana anendrena ny mambra ao amin`ny governemanta

Transkript

didim-panjakana anendrena ny mambra ao amin`ny governemanta
DIDIM-PANJAKANA ANENDRENA NY MAMBRA AO
AMIN’NY GOVERNEMANTA
FIADIDIANA NY REPOBLIKA
————————
DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA 2015-03O
Anendrena ny Mambra ao amin’ny Governemanta
NY FILOHAN’NY REPOBLIKA,
Araka ny Lalam-panorenana;
Araka ny didim-panjakana laharana faha-2015-o21 tamin’ny 14 janoary 2015 anendrena ny
Praiminisitra Lehiben’ ny Governemanta,
Araka ny tolokevitra avy amin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta,
DIA MAMOAKA IZAO DIDIM-PANJAKANA IZAO
Andininy voalohany-. Tendrena ho mambra ao amin’ny Governemanta, amin’ny maha:
Minisi-panjakana miandraikitra ny Tetikasan’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Fanajariana ny Tany ary
ny Fampitaovana
Atoa RAKOTOVAO Rivo
Minisitra ao amin’n y Fiadidiana ny Repoblika miandraikitra ny Harena an-kibon’ny Tany sy ny
Solitany
Atoa LALAHARISAINA Joéli Valérien
Minisitry ny Fiarovam-pirenena
Ny Général de corps d ‘armée RAKOTOZAFY Dominique Jean Olivier
Minisitry ny Raharaham-bahiny
Rtoa ATTALAH Béatrice
Mpitahiry ny Kasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana
Rtoa RAMANANTENASOA Noëline
Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola
Atoa RAKOTOARIMANANA François Marie Maurice Gervais
Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana
Atoa MAHAFALY Solonandrasana Olivier
Minisitry ny Filaminam-bahoaka
Ny Inspecteur Général de Police RANDIMBISOA Blaise Richard
Minisitry ny Toekarena sy ny Tetipivoarana
Ny Général de corps d’armée RAVELOHARISON Herilanto
Minisitry ny Fambolena
Atoa RAVATOMANGA Rolland
Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka
Atoa ANDRIAMANARIVO Mamy Lalatiana
Minisitry ny Fanabeazam-pirenena
Atoa RABARY Andrianiaina Paul
Minisitry ny Indostria sy ny Fampandrosoana ny Sehatrasa tsy miankina amin’ny Fanjakana
Atoa RAFIDIMANANA Narson
Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana
Atoa RABESAHALA Henri
Minisitry ny Asa Vaventy
Atoa RATSIRAKA Iarovana Roland
Minisitry ny Asam-panjakana ny Asa ary ny Lalàna Sôsialy
Atoa MAHARANTE Jean de Dieu
Minisitry ny Fizahantany, ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr’andro
Atoa ANDRIANTIANA Jacques Ulrich
Minisitry ny Angovo sy ny Solika
Atoa HORACE Gatien
Minisitry ny Fampianarana ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Siantifika
Rtoa RASOAZANANERA Marie Monique
Minisitry ny Fampisahananasa, sy Fampianarana Teknika ary ny Fanofanana amin’Asa amandraharaha
Atoa RAMANANTSOA Ramarcel Benjamina
Minisitry ny Tontolo iainana, ny Hay voary, ny Ranomasina sy ny Ala
Atoa BEBOARIMISA Ralava
Minisitry ny Jono sy ny Harena Anatirano
Atoa AHMAD
Minisitry ny Rano, sy ny Fahadiovana ary ny Fanadiovana
Rtoa NDAHIMANANJARA Bénédicte Johanita
Minisitry ny Fiompiana
Atoa RAMPARANY Anthelme
Ministry ny Kolontsaina ary ny Asa-tanana
Rtoa RASAMOELY Brigitte
Minisitry ny Paositra, ny Fifandraisan-davitra ary ny Teknolojia Vaovao
Atoa RAKOTOMAMONJY André Neypatraiky
Minisitry ny Serasera sy ny Fifandraisana amin’ireo Andrim-panjakana
Atoa ANDRIANJATO RAZAFINDAMBO Vonison
Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena
Atoa ANDRIAMOSARISOA Jean Anicet
Minisitry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy
Rtoa REALY OnitianaVoahariniaina
Sekreteram-panjakana ao amin’ ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena miandraikitra ny
Zandarimariam-pirenena
Général de corps d’armée PAZA Didier Gérard
And 2.- Foanana ary dia foana ny fepetra rehetra teo aloha mifanohitra amin’ny voalazan’ity
didim’panjakana ity.
And 3.- Noho ny hamehana ary araka ny voalazan’ny andininy faha-4 sy faha-6 andalana faha-2 ao
amin’ny Hitsivolana laharana faha-62-041 tamin’ny 19 septambra 1962 mikasika ny fepetra
ankapobe momba ny lalàna ifampitondrana eto an-toerana sy ny lalàna iraisampirenena
ifampitondran’ny isam-batan’olona, dia manankery avy hatrany izao didim-panjakana izao raha
vantany vao ampahafantarina ny besinimaro amin’ny alalan’ny fampielezam-peo na fahitalavitra,
ankoatra ny famoahana azy amin’ny Gazetim-Panjakan’ny Repoblika.
Natao teto Antananarivo ny 25 janoary 2 015
Avy amin’ny Filohan’ny Repoblika:
Hery Martial RAJAONARIMAMPIANINA
Ny Praiminisitra, Lehiben’ ny Governemanta,
Général de Brigade Aérienne
Jean RAVELONARIVO

Benzer belgeler

Omena enimbolana ny rehetra

Omena enimbolana ny rehetra And. 17 - Ny antoko politika dia tsy maintsy mahafeno ny fepetra fisiana izay voalaza manaraka ireto raha tsy izany dia foana : " ny fananana sata " ny fanoratana ny antoko politika ao anatin'ny re...

Detaylı

Mount and blade warband license

Mount and blade warband license PICTURES IN 3RD U P C O M N G IE V E N T S GRADESTOMACH PAIN RELIEVED BY BURPING

Detaylı

kullanma yönergesi - Gynuity Health Projects

kullanma yönergesi - Gynuity Health Projects Missed abortus: Missed abortus tanısı kesin olduğunda ve/veya serviksin tamamen kapalı olduğu durumlarda tek doz 800 mcg vajinal misoprostol önerilmektedir. Düşüğün tamalanmasını sağlamak amacıyla ...

Detaylı

Endonezya dilinde

Endonezya dilinde vavolombelona). Vokany, fanovan-javatra ny fiantsoana ho maritiora ireo izay manao sorona ny ainy hoan'ny fitiavana an'Andriamanitra. Antsoina hoe «vavolombelona» (maritiora) ireo satria vavolombel...

Detaylı